Ahoana ny fomba hanairan'ny anganom-bahoaka voatahiry ny ikajiana ny tontolo iainana ao Mekong

Ny fivarinan-dranon'i Mekong. Saripika avy tao amin'ny tetikasan'ny tranonkalan'ny Tantaram-bahoaka. Nahazoana alalana
Tamin'ny taona 2014, fokonolona tompotany maro ao Mekong no nanomboka nandrakitra ny tantarany sy ny anganony nampian'ny vondrona mpikaroka izay mandalina ny fomba anehoan'ireo fomba fitantara ireo ny fanimbàna goavana aterak'ireo tetikasa lehibe ao amin'ny faritra.
Ny reniranon'i Mekong no iray ony lehibe ao Azia izay mikoriana manavatsava firenena enina: Shina, Myanmar, Thailandy, Laos, Kambodza ary Vietnam. Manankarena rindravoary sy iankinan'ny fiainan'ny tantsaha sy mpanjono an-tapîtrisany izy io.
Tao anatin'ny taona vitsivitsy, tetikasa goavana maro toy ny tohodrano hakana herinaratra no namindrana mponina maro ary mandrahona ny tontolo voarin'ny fivarinandranon'ny renirano. Na dia nisy aza ny fihetsiketseham-panoherana, mbola nitohy ihany ny fananganana tohodrano, indrindra fa tao Laos sy Thailandy.
Tao anatin'ny fiaraha-miasa amin'ny Mekong Watch, vondrona mpanandra-teny ny fampivoarana lovainjafy ao amin'ny faritra, miorina ao Japan, zokiolona maro avy amin'ny vondrom-piarahamonina isan-karazany ao Mekong no nanomboka nandrakitra ny sasantsasany amin'ireo tantara sy angano tamin'ny taona 2014 izay mamaha-tena avy amin'ny natiora. Mino ny Mekong Watch fa “nanana anjara toerana lehibe tamin'ny fiarovana ny natiora tamin'ny alalan'ny fisorohana ny fitrandrahana tafahoatra ireo loharanon-karenany voajanahary” ireny tantara ireny.
Mijoro am-pahasahiana ny Mekong Watch fa raha ao anatin'ny zavatra iraisana ilaina arovana ny loharanonkarena voajanahary dia eo ihany koa ny “vakoka tsy azo tsapain-tanana” izay azo zaraina sy idiran'ny vondrom-piarahamonina anatiny. Nanampy i Toshiyuki Doi, mpanolotsaina zokiolona ao amin'ny Mekong Watch:
People’s stories should be regarded, recognized, and respected as Mekong’s commons, especially these days when they are losing their place in local communities to more modern media, and are not passed on to next generations.
Tokony hojerena, ankatoavina ary hajaina ho fananana iombonana ao Mekong ny tantaram-bahoaka, indrindra amin'izao fotoana izao, izay mihavery hasina ao amin'ny vondrom-piarahamonina ao an-toerana mirona mankany amin'ny fampitam-baovao maoderina, ary tsy tafapaka mankany amin'ny taranaka manaraka.

Faritra ao Mekong anaovan'ny mpikaroka sahan'asa. 1. Kmhmu’ ao avaratra sy afovoan'i Laos; 2. Siphandon ao atsimon'i Laos; 3. Akha ao avaratr'i Thailandy; 4. Thai So sy Isan ao avaratra atsinanan'i Thailandy; 5. Bunong ao avaratra atsinanan'i Kambodza. Nahazoana alalana.
Afa-nanangona tantara miisa 102 ao Kambodza, Laos, ary Thailandy. Noraketina ny tantara, navadika an-tsoratra, ary nadika ho amin'ny tenim-pirenena maro ao Thailandy, Laos, Kambodza mialoha ny nahavitan'ny amin'ny teny anglisy. Namoaka ireo tantara ireo amin'ny endrika bokikely ny Mekong Watch na amin'ny endrika printy izany na amin'ny endrika nomerika, ary nampiasa azy ireny mandritra ny atrikasan'ny tontolo iainana tarihin-dry zareo ao amin'ny vondrom-piarahamonina.
Since late 2016, we have used people’s stories to provide environmental education to children in rural Laos and Thailand. We have hosted workshops in schools and local communities to guide children, and sometimes adults, to collect stories from elderly people, learn from the stories, and turn them into reading materials.
Hatramin'ny faran'ny taona 2016, nampiasainay ny tantaram-bahoaka hanomezana fanabeazana ara-tontolo iainana ho an'ny ankizy any ambanivohitr'i Laos sy Thailandy. Nikarakara atrikasa tany amin'ny sekoly, vondrom-piarahamonina hitarihan-dia ny ankizy, ary indraindray ny olon-dehibe, hanangonana tantara avy amin'ny zokiolona, hianatra avy amin'ireo tantara ireo, ary hamadika azy ireo ho fitaovana azy vakianteny.
Ohatra iray amin'ny atrikasa ny famerenana indray ny tantaran’‘Ny Tararaka sy ny Diera’ avy amin'ny vahoaka Kmhmu ao avaratra sy afovoan'i Laos. Ny tantara dia momba ny tararaka (vorondolo) iray tsy afa-mahita mandritra ny andro rehefa avy mamitaka diera iray.
Nanontany ireo tanora mpandray anjara nandritra ny atrikasa iray : “Karazana biby inona no mipoitra amin'ny tantara?”, “Afa-mahita ireo biby ireo ve ianareo any an-tanànakelinareo?”, ary “Raha vitsy kokoa noho ny teo aloha ireo biby ireo, nahoana ianao no mieritreritra izay nitranga?”
Taorian'izany, nampirisihana nampifandray ny tantara amin'ny fiharatsian'ny tontolo iainana ao amin'ny vondrom-piarahamonin-dry zareo ny mpandray anjara.
Ao amin'ny faritanin'i Champasak, Laos atsimo, ny anganon'ny feso Irrawaddy tandindonin-doza sy ny vorona Sida no nampiasaina hanasongadinana ny fahatapahana nataon'ny tetikasan-tohodrano amin'ny fanjonoana ao amin'ny renirano Mekong.
Ahitan-javatra amin'ny lanjan'ny fitantanana loharanonkarena voajanahary ihany koa ny tantara iray hafa avy ao atsimon'i Laos :

Tantaran'ny Lohan'ny tokatandroka noraketina tamin'ny 16 novambra 2014, eo amin'ny moron-dreniranon'i Songkram ao avaratra atsinanan'i Thailandy. Mun Kimprasert, 68 taona, no mpitantara. Saripikan'i Mekong Watch, nahazoana alalana.
Once, a soldier stepped into a spirit forest. He discovered a lot of tobacco leaves there and collected them. However, when trying to leave the forest, he could not find an exit. It was because he took more tobacco leaves than he could possibly consume for himself. No matter how hard he searched, he could not find a way out of the forest. Realizing what might have been the problem, he finally decided to return the tobacco leaves to the forest. The moment he dropped them on the ground, he was able to see an exit in front of him.
Indray mandeha ny miaramila iray nankao amin'ny fanahin'ny ala. Nahita ravi-paraky betsaka izy tao ka nanangona azy ireny. Na izany aza anefa dia tsy nahita lalan-kivoahana izy rehefa nihevitra ny hivoaka ny ala. Nitranga izany satria nitondra ravi-paraky betsaka kokoa noho izay azony fohina izy. Niezaka fatratra izy ny hiala fa tsy nahita lalan-kivoahana. Rehefa nahatsapa ny olana izy dia nanapa-kevitra ihany ny hamerina ireo ravi-paraky tamin'ny ala. Ny fotoana nandatsahany ireny tamin'ny tany no afa-nahitany ny lalan-kivoahana teo anoloany.
Ao amin'ny faritra avaratr'i Thailandy, tantara iray avy amin'ny vahoaka Akha momba ny fiavian'ny an-tsavily mampianatra ny fanaovana sorona ny tena amin'ny alalan'ny tantara feno herimpo ataon'ny mpianadahy iray mba hampisy lamina eto amin'izao tontolo izao.
Any avaratra atsinanan'i Thailandy, anganom-bahoaka iray momba an'i Ta Sorn tantarain'i Tongsin Tanakanya no mampiroborobo ny firaisankina eo amin'ny mpifanolobodirindrina eo amin'ny fiarahamonim-pamboly sy mpiompy. Tantara iray hafa mampahatsiahy fa ny fihazana tokatandroka iray no nahatonga ny fananganana fivarotan-tsira ao amin'io faritry ny firenena io.
Ao Bunong, miorina ao avaratra atsinanan'i Kambodza, maro ireo tantaram-pombapomba atao hanarenana fanambadiana tsy milamina sy lanonam-pambolena sy fijinjana tantarain'i Khoeuk Keosineam. Misy ihany koa ny anganon'ny elefanta araka ny nitantaran'i Chhot Pich azy indray izay nampiseho fa nosazian'andriamanitra ireo mponina ambanivohitra iray ka navadika ho elefanta. Manazava izany fa afa-miaina miaraka amin'olombelona tsara ny elefanta, saingy aorian'ny fifandimbiasan'ny taranaka dia adinon-dry zareo ny niaviany ka lasa niverina nonina any an'ala indray.

Hea Phoeun avy ao amin'ny tanànakelin'i Laoka, Senmonorom, faritanin'i Mondulkiri ao Kambodza mizara fomban-tanàna iray hanarenana fanambadiana ‘tsy mety’ iray. Saripikan'i Mekong Watch, nahazoana alalana.
Ho an'ny Mekong Watch sy ireo vondrom-piarahamonina tandindonin-doza ao amin'ny faritra, feno tanteraka ny fikojakojana ireo tantara ireo amin'ny fanentanana hifahatra manoloana ny tetikasa izay hamindra olona an'arivony miaina amin'i Mekong:
These stories can help form their identity as a community member and identify with the environment. By means of stories, the communities search for ways to accommodate and/or resist changes that are taking place in the Mekong river basin.
Manampy ireo tantara ireo hamolavola ny mari-panondroan-dry zareo amin'ny maha-pikambana ao amin'ny fiarahamonina sy mifankafantatra amin'ny tontolo iainana. Ny dikan'ny tantara; ny fitadiavan'ny vondrom-piarahamonina fomba hifankazarana na ifaharana manoloana ireo fiovana hita eo amin'ny fivarinan-dranon'ny renirano Mekong.
Lahatsoratra notsongain-ny Rising Voices, tetikasa iray miaraka amin-ny Global Voices manampy amin-ny fanapariahana vaovaon-ny tsy mbola mahatakatra aterineto loatra ity. · Lahatsoratra rehetra
Sokajy

Atombohy ny resaka
Lahatsoratra notsongain-ny Rising Voices, tetikasa iray miaraka amin-ny Global Voices manampy amin-ny fanapariahana vaovaon-ny tsy mbola mahatakatra aterineto loatra ity. · Lahatsoratra rehetra
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 9 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...