Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Avrily, 2021

Tantara mikasika ny Fiteny tamin'ny Avrily, 2021

Manentana ny taranaka vaovao miteny Bali amin'ny alàlan'ny superheroes sy wiki

"Ny fidirana tsy mitovy amin'ny tontolo nomerika no olana lehibe indrindra eto aminay. Mitombo hatrany ny mpisera aterineto, saingy tsy ny faritra rehetra ao Bali no manana fifandraisana amin'ny aterineto raha ny tena marina."

Tokony hisy ve ny endrika amin'ny fiteny Shona amin'ny Google sy tranonkala media sosialy? Eny hoy ity Zimbaboeana mpahay teknolojia ity

"Tokony ho lohalaharana amin'ny fikarohana sy famokarana ireo fitaovana ireo ireo mpiteny teratany satria mahatakatra tsara kokoa ny fiteny manokan'izy ireo."

Mikiry ho amin'ny ahitana ny fiteny Dagbani bebe kokoa an-jotra ny mpikatroka nomerika Ghaneana

Sadik Shahadu: "Sarotra ny fidirana amin'izy ireo na dia misy aza ny loharanom-baovao Dagbani ivelan'ny aterineto sy ny fitaovana ianarana any amin'ny ankamaroan'ny tranombokim-panjakana any amin'ny sekoly sasany any avaratra."