Tantara mikasika ny Fiteny tamin'ny Aogositra, 2020
Ahoana ny nivadihan'ny ‘Black Lives Matter’ ho fankahalana ao amin'ny media sosialy shinoa
Fandikanteny shinoa malaza amin'ny teny fanevan'ny fanoherana fanavakavaham-bolonkoditra no mahavariana fa mampiely tenin'ny mpanavakava-bolonkoditra.
Lukashenka sa Lukashenko? Nahoana ny media miteny anglisy no mampiasa fanononana samihafa an'ilay mpitarika Belarosiana
Ny valiny amin'izany dia hoe "arakaraka".