Tantara mikasika ny Fiteny tamin'ny Oktobra, 2020
Andiana abidy karaibiàna mitokelaka amin'ny TikTok
Lasa fomba iray entina miatrika ny valanaretina COVID-19 ny hehy sy tokiky, saingy ao anatin'ny vanimpotoana iray mahabe ireo "mpanefy hevitra" aty anaty media sôsialy, mbola misy olona afaka mitaky ny maha-tokamaiavaka ny asany sy ny resaka fizakàmanana ara-tsaina ve?
Efa misy ho an'ny mpamaky amin'ny teny Anglisy ny tantara foronina Japoney maoderina noho ny gazetiboky literatiora vaovao
Ahitana ny fandikan-teny maro amin'ny literatiora Japoney tranainy sy vaovao ny famoahana voalohany tamin'ity gazety literera ity, ary manamora ny fifanakalozan-kevitra momba ilay fandikanteny.
Misy resaka anarana ihany koa no anton'ireo fifandirana iraisampirenena: Ny raharaha ao Nagorno-Karabakh
Toy ny any amin'ireo faritra rehetra onenana mponina avy amina firenena mampiasa fiteny samihafa, raha ity tranga eto ity, ny Azerbaijanis mampiasa ny fiteny Tiorka, ny Azerbaijani, ary ny Armeniàna mampiasa ny fiteny Indo-Eorôpeana, Armeniana, midika zavatra betsaka noho izay anarana hafa ny anarana ara-jeografika