Tantara mikasika ny Fiteny tamin'ny Oktobra, 2017
Arabia Saodita: Fantsom-pahitalavitra Amin'ny Teny Persiana Ho An'ny Iraniana
Orinasam-pahitalavitra mandeha amin'ny zanabolana Saodiana ny MBC , fantatra eo amin'ny tontolo Arabo noho ireo fantsona fialamboly sy noho ny fantsom-baovao Al-Arabiya . Nanomboka nanokatra fantsona vaovao tamin'ny 9 Jolay 2008 ity orinasa ity, MBC Persia, izay ahitana sarimihetsika amin'ny dikanteny Persiana [farsi].
Valian'ny Nosy Faroe Ifarimbonana Ny Google Translate
Inona no ataonao raha tsy mipoitra ao amin'ny Google Translate ny tenim-pirenenao? Raha Nosy Faroe ianao, mifarimbona fotsiny amin'ny vahaolanao ianao.
Bangladesh: Mankalaza Ny Andron'ny Tenin-dReny
Ny 21 no Ekush ho an'ny Bangla, ary midika faha-21 ny hoe Ekushey. Ao Bangladesh, 'Ekushey' dia mitovy dika amin'ny 'Ekushey Febroary' ihany, andro izay ankalazan'ny Bangla ny Hetsika mikasika ny Fiteny sady fanomezam-boninahitra ho an'ireo namoy ny ainy noho ny anarany tamin'ny faha-21 Febroary 1952.
Mitondra Ny Kolontsaina Japoney Momba Ny Hatsikana Ho An'Ireo Mpihaino Amin'ny Fiteny Anglisy i Katsura Sunshine
Izy irery no hany tokana matihanina amin'ny rakugo ary tsy Japoney eran'izao tontolo izao voafidy ofisialy, ,
Teny Quechua Andefasana ny Fientanan-kafaliana Hilazana ny hoe “Gooooooooal”
Nandritry ny hazakazaky ny firenena hahazo toerana amin'ny fiadiana izay ho Tompondaka Erantany amin'ny baolina kitra hatao amin'ny 2018, nizara tamin'ny teny Quechua ny fampitàna ny lalao ireo mpitantara baolina tao Però