Tantara mikasika ny Fiteny tamin'ny Janoary, 2008
Armenia: Bolongana amin'ny tenin'ny teratany (indizeny)
Raha saiky amin'ny teny anglisy na rosiana avokoa ny ankamaroan'ny bolongana miresaka na nosoratana Armeniana dia hafaliana tsy omby tratra kosa ny an'i The Armenian Observer raha nahatsikaritra fa na...
Jamaïka : Fiarahabana avy any Jamaïka
Francis Wade no mitatitra momba izay fomba fiarahabana avy any Jamaïka : In spite of the aggressiveness and sometimes harsh nature of life in Jamaica, one of the sweet contradictions...
Faritry Balkan : “Jestdej”
Sleeping with Pengovsky no manala sarona ny fomba ataon'ny mpihira Krôasiana hihirana ilay hira malaza ‘Yesterday’-n'ny tarika ‘the Beatles’ : … For all of you native speakers out there –...
Belize : Misaona an'itompokolahy Palacio
Belizean dia mitatitra fohy ny mombamomba ilay noheverina ho sangany amin'ireo mpihira any an-toerana, raha mbola misaona ny fahalasanan'ny mpanakanto Andy Palacio ny any Belize : Andy Palacio was not...
Japana: Takiana ny hahaizana teny Japoney raha hitoetra maharitra
Novelabelarin'i Debito ny fanehoan-kevitra mikasika ny volavolan-dalàna napetraky ny governemanta Japoney mitaky ny fahaizan'ireo vahiny mihevitra ny hipetraka maharitra any Japana ny teny Japoney. Notsikerain'i Ampotant ny fampitam-baovao nataon'ny BBC mampihevitra ny mpihaino...
Mozambika : Ny fitenim-pirenena sy ny maha-Afrikana
João Craveirinha dia miadihevitra momba ny fitenim-pirenena sy ny maha-Afrikana ao amin'ny Moçambique Online Blog : O medo do surgimento de um pseudo-tribalismo foi desculpa para não serem ensinadas as nossas...
Rosia : Nikolai Marr
Mizara ny fiainana, ny tantara ary ny asan’i Nikolay Yakovlevich Marr i De Rebus Antiquis Et Novis: “Lasa mahay tenimpirenena maro malaza izy ary tokony ho mpampianatra tenim-pirenena ikoizana, noho...
Mozambique: Asehoy ny fisiantsika aza fady
Carlos Serra [pt], izay mpamahana ny Diário de um sociólogo blog ary nandrombaka ny fandresena tamin'ny teny Portigey tamin'ny the 2007 BOBs (na ny Bolongana tsara indrindra), no tsy faly raha...