Tantara mikasika ny Fiteny tamin'ny Oktobra, 2015
Mety ho tsy fantatrao —raha miteny espaniola ianao dia mety miteny arabo sasantsasany ihany koa
Miteny Espaniola sy Anglisy i Joy Diaz. Raha nihaona tamin'ny mpampianatra teny Arabo ny zanany vavy izy, tsapany fa mahay teny Arabo marobe ihany koa izy.
Renivohitr'izao Tontolo Izao Amin'ny Fanaovana Teny Vary Amin'Anana Ve i Beirut ?
Ao Beirut, tsy miteny fiteny iray monja ny ankamaroan'ny olona, fa fifangaroanà telo: Anglisy, Frantsay ary Arabo. Io no antsoin'ny maro ao Beirut ho tenindreny ao Libanona.
Rindrambaiko Lahatsoratra Atao Feo Mampianatra Ny Fomba Fanononana Ny Teny Quechua Ao Amin'ny Media Sosialy

Ny Hinantin dia tetikasa mikendry hamolavola rindrambaiko momba ny teny Quechua izay mampiely ny teny indizeny amin'ny alalan'ny tambajotra sosialy isan-karazany.