Tantara mikasika ny Fiteny tamin'ny Jolay, 2008
Miala any ny Global Voices miteny Italiana !
Maro amin'ireo mpanohana maminay no efa nandre sahady ny vaovao lehibe farany izay vao nivoaka ny andro faharoan'ny Vovonàna Global Voices Fijoroana Vavolombelon'ny tsirairay [Citizen Media, media citoyen] notanterahina tany Bodàpestà, any Hôngria. Naverina navoaka tamin'ny fomba ofisialy koa ireo fiteny telo vaovao ao amin'ny fotodrafitrasa Lingua anivon'ny Global Voices dia ny fiteny Hindi, sy...
Shina : Toeram-pisakafoanana = Simba ny Vohikala Mpandikateny
Buxi no mampahatsiaro ao amin'ny Fool's Mountain [Vohitry ny adala] ny loza mety ateraky ny tsy fahalalàna sy ny fahatokisana an-jambany ireo vohikala mpandikateny ka manapariaka sary feno hatsikana nalaina tany Shina : “Translate Server Error” = Simba ny Vohikala Mpandikateny raha Toeram-pisakafoanana [Canteen, cantine] kosa no dikan'ny soratra Shinoa...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...