Tantara mikasika ny Fiteny tamin'ny Janoary, 2018
Ireo Mpanoratra Any Goatemala
Ao Goatemala, mahita ny ankamaroan'ireo mpanoratra fa tena sarotra ny mamoaka boky, ary mbola sarotra kokoa aza ny manao izany hahazoana tombony. Miasa ho mpanao gazety, mpandalina, injeniera izy ireo matetika. Vitsy amin'izy ireo no tena manokana ny tontolo androny amin'ny fanoratana, ary ny ankamaroany dia tsy fantatra ao an-toerana.
Miezaka Mandika Ilay Tenin'i Trump Hoe “Shithole” Ny Fampitam-baovao Japoney
Mahavariana fa mora kokoa ho an'ny sehatra fampitam-baovao ny namoaka ny "shithole" noho ny "mpanavakava-bolonkoditra" na ny "fanavakavaham-bolonkoditra".
Endrika Mpandika Teny : Amadou Lamine Badji, Fijery Miabo Sy Fisokafana Amin'ny Hafa
Iza avyv ireo mpandika teny ao amin'ny Global Voices miteny frantsay ? Mitohy ao Senegaly ny andiany iarahantsika amin'i Amadou Lamine Badji, sady mpandika teny no poeta.