Tantara mikasika ny Fiteny tamin'ny Febroary, 2020
Fanantenana ny amin'ilay fiteny Nepali andalam-pahafatesana rehefa nindaosin'ny fahafatesana teo amin'ny faha-85 taonany ny olona farany nahay ity fiteny ity
Iray amin'ireo olona roa mahay miteny tsara ny fiteny Kusunda i Gyani Maiya. Mandalo fotoan-tsarotra tsy hay honerana ity fiteny ity noho ny fahafatesany.