Tantara mikasika ny Fiteny tamin'ny Febroary, 2014
Akon'ny 21 Febroary 2014 Teto Madagasikara : Tenin-dreny Sa Teny Ibeazana?
Etsy ankilan'izany dia manana ny fanamarihana azy ihany koa ny eto amin'ny serasera, Araka ny fanentanana nataon'ny Rising Voices izay efa nadika ihany koa ho amin'ny teny malagasy, dia nifanentana tamin'ny alalan'ny fampiasana ny diezy roa #imld14 sy #malagasy ny mpiserasera twitter Malagasy vitsivitsy.
21 Febroary: Andron'ny Tenin-dReny #imld14 #malagasy #madagasikara
[...] Tsy afeniko Fa 'lay tenin-drazako, lay teniko Asa lahy! Tonga nahamenatra ahy, Tsy antonona ny lazako Ny tenin-drazako Ka nafoiko Fa ny tsy ahy no hamboiko Dia hoy aho : Teny maty, Tsy mahalaza ny ato anaty! Teny ambany 'Zany teny gasy izany [...]
Ny Fomba Fiasan'ireo Vovonana Ety Anaty Aterineto Hanavotana Ireo Fiteny Ao Angola
Heverina fa fiteny 37 sy tenim-paritra 50 no misy any Angola, ary Angole 8,5 tapitrisa no tsy miteny afa-tsy ireo tenim-pirenena izay tsy hita any amin'ny fandaharam-pianarana na asa ara-tsosialy.