Tantara mikasika ny Fiteny tamin'ny Mey, 2023
“Tsy misy afa-tsy amin'ny fiteny rosiàna ny literatiora ao amin'ny faritra Azia Afovoany”: antsafa niarahana tamin'i Ramil Niyazov-Adyldzhyan, ouïghour mpanoratra amin'ny fiteny rosiàna
Raha any Shina no mipetraka ny ankamaroan'ireo Ouïghours, dia misy marobe koa ireo zanaka am-pielezana mipetraka any Azia Afovoany, indrindra fa ao Kazakhstan, toerana ahafahan-dry zareo maneho hevitra an-kalalahana
Tsy misy olona adino: Mampiroborobo ny fiteny indizeny ao Ghana
Fantaro ny ezaka ataon'i Mohammed Kamal-Deen Fuseini, mpikatroka fiteny nomerika manolo-tena amin'ny fampiroboroboana ny fiteny indizeny ao Ghana. Amin'ny alàlan'ny tetikasa Wikimedia, izy no tompon-daka amin'ny fahitana ny fiteny Gurene amin'ny sehatra nomerika.
Ny rakibolana kelin'i “Cha Bubo”, fiteny ao Butembo ao amin'ny Repoblika Demaokratikan'i Kôngô
Ivelan'ireo fiteny ôfisialy ao RDC, ny Cha Bubo dia karazana fiteny iray miavaka ao Butembo any Kivu-Avaratra