Tantara mikasika ny Fiteny tamin'ny Janoary, 2014
Milaza Ny Heviny Manoloana Ny “Queers” Ny Minisiteran'ny Raharaham-Bahiny Rosiana
Raha nomarihana ho "tsy ofisialy" ny dikanteny, dia somary nihemotra ihany ny mpanara-baovaon'i Rosia raha mahita fa mety miafara eny amin'ny tranonkalan'ny governemanta izany ompa famelezana pelaka izany.