Mety hibosesika ny sioka: Todika momba ny fangatahana fanesoram-botoaty ao IndiaNy demaokrasia lehibe indrindra maneran-tany no manam-pangatahana fanesoram-botoaty be indrindra Mpanoratra Advox Nandika Harentsoa Tsiky Rakotoson28 Novambra 2022
Noroahina avy any Moskoa ho any Moldova misy diam-bono ilay TikToker NekoglaiMampiasa fanalam-baraka ampahibemaso ny fanjakana Rosiana hamelezana ny mpanohitraMpanoratra Daria Dergacheva Nandika Liva Andriamanantena26 Novambra 2022
Nampiato ny kaonty mifandray amin'ny governemanta Kiobàna ny Twitter sy FacebookAndro vitsivitsy talohan'ny latsa-baton'ny ankivin'i Etazonia an'i Kiobà ny fampiatoanaMpanoratra Luis Rodriguez Nandika (en) i Melissa Vida, Salohy Randriafanomezantsoa22 Novambra 2022
MIVANTANA amin'ny 24 Novambra: Ny fandisoam-baovao sy ny sivana ao RosiaHo alefa mivantana ao amin'ny YouTube ny fotoanaMpanoratra Advox Nandika Salohy Randriafanomezantsoa22 Novambra 2022
KIRK – Gazety Serba mpanao fanadihadiana, henjehana amin'ny resaka fanalam-baràka, mamorona santatra iray mampididozaHotoherin'ny KRIK eny amin'ny Fitsaràna Mpandrava didy ilay didim-pitsarànaMpanoratra Metamorphosis Foundation Nandika avylavitra17 Novambra 2022
Fiainana, nitsahatra: Aina nafoy tamin'ny fanoherana tao BelarosiaMbola tsy tapitra ny fanoherana any BelarosiaMpanoratra Daria Dergacheva Nandika Liva Andriamanantena15 Novambra 2022
‘Tena sarotra ny mahita fanoherana rehefa tsy ahitàna sarina fihetsiketsehana an-dalambe': Antsafa nifanaovana tamin'i Hanna Liubakova, Belarosiàna mpikatroka,Ahoana no hisarihana ny sain'ny iraisampirenena raha toa tsy nahomby ny revôlisiôna?Mpanoratra Daria Dergacheva Nandika avylavitra11 Novambra 2022
Mitoreo ny havan'ireo Rosiàna noraofina ho miaramila: ‘Nilaozana toy ny alika izy ireny…’Mamoaka ny antson'ireo reny, vady ary anabavy ireo media Rosiana ao an-toerana .Mpanoratra Daria Dergacheva Nandika avylavitra11 Novambra 2022