Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Septambra, 2020

Tantara mikasika ny Fanampenam-bava tamin'ny Septambra, 2020

Tariky ny Al Jazeera Balkàna, voatafika nandritra ny hetsipanoheran'ny antoko avy amin'ny elatra havanana tao Skopje

Tsy nanaiky ilay ramatoa mpanao gazety niharan'ny herisetra fa nitory teny amin'ny pôlisy ary naka toerana hanohitra ny kolontsain'ny tsimatimanota

Nikaragoà: Namoaka ny angondrakitra miafin'ny governemanta amin'ny tranga COVID-19 ny vondrona mpijirika Anonymous

Nanambara ny mpijirika fa miampy 6.245 ny tranga COVID-19 tany Nikaragoa izay tsy mbola fantatry ny besinimaro.