Mpanao gazety marobe nifandray tamin'ny tranonkalam-baovao Azerbaijaney iray nosamborinaMifamatotra amin'ny fanadihadiana kolikoly ataon'ny governemanta ny fisamboranaMpanoratra Arzu GeybullayevaNandika Raveloaritiana Mamisoa29 Novambra 2023
Filipiana mpanentana an'onjampeo iray maty nandritra ny fandaharana mivantanaMpanao gazety fahefatra novonoina nandritra ny fitondran'ny governemanta Marcos JrMpanoratra Mong PalatinoNandika Liva Andriamanantena19 Novambra 2023
Anatin'ny fotoana tena manandanja ho an'ny krizy manerantany, nohalefahan'ny X (Twitter tany aloha) ireo pôlitikany momba ny kabary mahery setraOktôbra 2023, nasiam-panovàna ny pôlitikan'ny X (Twitter teo aloha)Mpanoratra Daria DergachevaNandika Pierre-Emmanuel Farret, avylavitra17 Novambra 2023
Nahazo sazy henjana ireo mpikambana avy amin'ilay tarika Bielôrosiàna nanao ireo hiran'ny hetsipanoherana tamin'ny 2020Niparitaka toa afo ilay hiran-dry zareo 'Tsy vahoaka bitika izahay"Mpanoratra Daria DergachevaNandika avylavitra15 Novambra 2023
Mampihemotra ny fahalalahana maneho hevitra ny lalàna manasazy ny asa fanaovan-gazety anjotra any BéninMpanao gazety anjotra maro nosamborina noho ny ranty navoakanyMpanoratra Arnauld KassouinNandika Raveloaritiana Mamisoa02 Novambra 2023