Manao izay hanaratsiana ny Átlátszó, hongroà mpanao fanadihadiana, ireo mpiantsehatra rantsan'ny FanjakanaAmbany fifehezan'ny governemanta ny ankamaroan'ireo seha-baovao be mpanaraka ao HongriaMpanoratra Atlatszo.huNandika Andriamifidisoa Zo14 Febroary 2023
‘Mangataka famelan-keloka izay fantatray fa tsy ho azonay mihitsy izahay’: Manatitra voninkazo eny amin'ny tsangambaton'ny Okrainiana ny olona ao RosiaMiezaka mahatsiaro ireo matin'ny daroka baomba Rosiana tao Dnipro, OkrainaMpanoratra Daria DergachevaNandika Salohy Randriafanomezantsoa10 Febroary 2023
Noraràn'i Kambodza ny rakikira ahitana ny fanafihan'ny polisy ireo mpiasa tamin'ny taona 2014Efa nogadraina noho ny fitsikerana ny manampahefana ilay mpanoratra hiraMpanoratra Mong PalatinoNandika Raveloaritiana Mamisoa06 Febroary 2023
Nihira ny ‘Zhyve Belarus’ (Ho ela velona i Belarosia!) ny tarika nambaran'i Lukashenka fa mahery fihetsikaEfa notanana vonjimaika nanomboka oktobra 2022 ireo mpiray tarika sy ny vadiny avyMpanoratra Daria DergachevaNandika Raveloaritiana Mamisoa04 Febroary 2023