Tantara mikasika ny Fanampenam-bava tamin'ny Desambra, 2018
Ataon'ny Serba mpisera aterineto fanalana hamohamo ny fandisoam-baovaon'ny mpanohana ny governemanta

Mitatitra fandisoam-baovao ny fampahalalam-baovao ao antoerana amin'ny halalina sy velaran'ny hetsi-panoherana ny Serba mpiserasera aterineto sy manampahaizana manokana amin'ny fampitam-baovao. Ireny tatitra mivilana ireny avy eo no miteraka fironam-pihetsika malaza vetivety ao amin'ny media sosialy.
Mitohy ny fihetsiketseham-panoherana herisetra ao Belgrade, raha tafavoaka velona tamin'ny fikasana hamonoana azy ilay mpanao gazety

Heverina ho nitombo indroa avy heny ny fihetsiketseham-panoherana taorian'ny fampilazana nataon'ny filoha serba fa tsy hamaly mihitsy ny fitakian'ny mpProtests are estimated to have doubled in size after Serbian president vows "never" to meet demonstrators' demands.
Famoretana ao Beijing: ‘Mampidi-doza kokoa noho ny fihetsiketsehana an-dalambe ny misera amin'ny Twitter’

Heverina ho an-jatony na mihoatra aza ny isan'ireo mpisera Twitter voarahon'ny manampahefana mivantana.
Talen’ny fahitalavitra Alzeriana nitory ireo mpanao gazety tsy miankina ho manala baraka

"Fihetsika feno fitiavan-tanindrazana ny fiampangana ny kolikoly sy ny kiantranoantrano... mpisehatry ny fahamarinan-toerana isika, mikatsaka ny hitarihana ny firenena mankany amin’ny lalàna marina".