Tantara mikasika ny Fanampenam-bava tamin'ny Desambra, 2017
Syriana sy Libaney: Eo Amin'ny Adin'ny Mari-Panondroana
"Toy ny zaza izay nisara-dray aman-dreny aho rehefa misy ampahany libaney sy ampahany syriana ato amiko, ary samy mankahala anao izy roa ireo satria ny ampahany aminao dia mampahatsiahy ilay hafa ary tsy misy amin'izy ireo no miady hitazona anao....."
Mamoritra ny Fahalalahana Miteny ny Fitondrana ao Vietnam, Fanagadrana Henjana ho an'ilay Mpaka Sary Mpanao Gazety sady Bilaogera
"Tsy vitan'ny hoe fanitsakitsahana ny zon'olombelona ny famoretana ireo olon-tsotra mpampita vaovao fa vato misakana lehibe amin'ny fanirian'i Vietnama ho lasa fihaonan-dalan'ny teknolojia sy ny fanavaozana ihany koa"
Nolavin'ny Afgàna ny Fandraràna ny WhatsApp, Vitany ny Nampilefitra ny Fanjakàna
"tsy maintsy esorina avy hatrany io fandraràna io, na ny anarana Ghani no ho atsofokay ho tohin'ny an'ireo mpanao didy jadona toa an'i Poutine, Bashar Assad, Kim Jong Un sy ny maro hafa."
Mpanao Sariitatra Niakatra Fitsarana Noho Ny Fanaovana Ny Sarin'i Jesoa
Miatrika fiampangana noho ny fanevatevana finoana sy famporisihana fifandonana ara-pivavahana tamin'ny alalan'ny sariitatra maneho an'i Jesosy ilay mpanao sariitatra Palestiniana-Jordaniana.