Milaza ireo mpikatroka feminista any Azerbaïdjan fa tsy fotoana fankalaza izaoNatolotry ny mpiambin'ny masoivoho ny mpitandro filaminana ireo mpikatroka Mpanoratra Arzu GeybullayevaNandika Raveloaritiana Mamisoa29 Jona 2023
Ampirisihan'ny mpikatroky ny vondrona mpiaro ny zo ankihy ny goavan'ny teknolojia hiaro tena amin'ny baikon'i Hong Kong mamely ilay hiram-panoheranaTian'ny governemanta hosivanin'ny goavan'ny teknolojia ny hiram-panoheran' i HKMpanoratra Oiwan LamNandika Andriamifidisoa Zo28 Jona 2023
Mpanao gazety avy amin'ny KRIK Serba, voaheloka noho ny fanakianana ireo fitoriana SLAPP anenjehana ilay trano mpamoaka vaovaoTanjon'ny fitoriana SLAPP ny hampihoroho na handreraka ara-bola ireo voampanga Mpanoratra Metamorphosis FoundationNandika Candy28 Jona 2023
Fakàna tahàka ny fanao tsy liberaly: Ny fanafihan'ny fanjakàna Kyrgyz ny media, mpanao gazety ary bilaogeraMiatrika fanafihana, fiampangàna sy fanenjehana ara-pitsaràna marobe ireo mpanao gazetyMpanoratra Arzuu SheranovaNandika Ornella28 Jona 2023
Mahakasika ny amin'ny fiteny indizeny ihany koa ny fahalalahan'ny asa fanaovana gazety: momba ny “occitan” ao FrantsaIreo mpitarikevitra ety anaty tambajotra sôsialy no sisintany vaovaon'ny fifohazan'ny fitenyMpanoratra Filip NoubelNandika Filip Noubel, Miora19 Jona 2023
Zavakanto manohitra ady teny an-dalamben'i Saint Petersburg: Endrika fifaharana irayManeho ny fanoherany ny ady ireo artista GraffitiMpanoratra Daria DergachevaNandika Andriamifidisoa Zo13 Jona 2023
Tatitra Unfreedom Monitor : KenyaTsonga iray avy amin'ny fikarohan'ny Advox momba ny tsirefesimandidy nomerika ao KenyaMpanoratra Chepkoech RotichNandika avylavitra06 Jona 2023
Tatitra Unfreedom Monitor: KabaryTsonga navoakan'ny fikarohana Advox momba ny fahalalaham-pitenenanaMpanoratra Kudzai ChimhangwaNandika Andriamifidisoa Zo02 Jona 2023