Hetsika lehibe fandikan-teny Shinoa: Mampihanjahanja propagandy Shinoa sa manaparitaka fankahalana?Hetsika maohitra ny fampielezan-kevitra Sinoa antseraseraMpanoratra Oiwan Lam Nandika Raveloaritiana Mamisoa29 Marsa 2022
Blaogera iray any Odessa mitondra feo hafa amin'ny fitantarana Shinoa momba an'i OkrainaMihaika ny fampielezan-kevitr'i Beijing sy Moskoa momba an'i Okraina i Wang JixianMpanoratra Filip Noubel Nandika Raveloaritiana Mamisoa28 Marsa 2022
Rahonan'ny masoivoho Rosiana ao Skopje horaiketina ireo tsy mitovy hevitra amin'ny fironana ofisialy an'i Kremlin, lazaina ho ‘Russophobes (mankahala Rosia)’Mampiasa media sosialy voarara ho an'ny olom-pireneny ny fanjakana RosianaMpanoratra Metamorphosis Foundation Nandika Raveloaritiana Mamisoa17 Marsa 2022
Nahoana no tsy nahomby ny fanondroana ny laingan'ady Rosiana ao amin'ny Weibo?Nandray ny propagandin'ady Rosiana ny ankamaroan'ny vahoaka Shina TanibeMpanoratra Oiwan Lam Nandika Raveloaritiana Mamisoa14 Marsa 2022
Mitokona tsy mihinan-kanina ilay bilaogera Iraniana malaza Hossein Rongahi taorian'ny fakàn'ny manampahefana an-keriny azyNiala ny voa iray tamin'ny taovan'ity tanora mpikatroka ity nandritra ny fanagadrana azy teo aloha Mpanoratra Fred Petrossian Nandika Raveloaritiana Mamisoa05 Marsa 2022
Maneho ny ahiahiny momba ny Volavolan-dalàna mikasika ny Zon'ny mpamorona any Kenya ireo vondrona ara-panatanjahatena manerantanyMiteraka ahiahy an'ireo rafitra Ara-panatanjahatena maro manerantany ny Volavolan-dalàna manitsy ny Zon'ny mpamorona any KenyaMpanoratra Richard Wanjohi Nandika Raveloaritiana Mamisoa03 Marsa 2022