Tantara mikasika ny Fanampenam-bava tamin'ny Novambra, 2017
#StopTheCrackdownVN: Fifanoloran-Tànana Manerantany Hitakiana Fiarovana ny Zon'Olombelona Ao Vietnam
Nanao dingana ireo vondrona mpiaro zon'olombelona nitaky tamin'ireo manampahefana Vietnamiàna ny hamotsorana ireo 165 voafonja noho ny fahatsiarovantenany, ary hampitsahatra ny fanenjehana ireo mpikatroka sy bilaogera.
Singapaoro, “Fampanantenana Poakaty” Ve Ny Fahalalahana Maneho Hevitra? Mitsangam-bolo Ireo Mpikatroka Taorian'ny Nisamboran'ny Polisy Ny Mpanakanto Iray Mpiaka-tsehatra
Eo ambanin'ny lalàna henjana momba ny filaminam-bahoaka ao Singapaoro, azo tazonina ho tomponandraikitra nandray anjara tamina fivoriana iray tsy ara-dalàna na olona tokana aza.
Mpikatroka Miatrika Sazy An-tranomaizina Noho Ny Bokiny Mitsikera Ny Tetikasa Fampifandraisana Ny Renirano Indiana
Niampanga mpampianatra sady mpikaroka ary mpikatroka antsoina hoe T. Jayaraman ny polisy ao amin'ny fanjakan'i Indonezia Atsimo-Atsinanan'i Tamil Nadu noho ny fanehoan-kevitra voalaza fa nataony tao amin'ny bokiny izay nolazaina fa manohitra ny fiandrianam-pirenena.
Mitolona Hitatitra ny Hetsika Hirak ireo Maraokàna Mpanao Gazety, Na Eo Aza Ny Fandrahonan'ny Fanjakàna
Misedra teritery samihafa ireo mpanao gazety mitatitra ireo hetsipanoherana Hirak.