Tantara mikasika ny Fanampenam-bava tamin'ny Oktobra, 2022
Tatitra Unfreedom Monitor: Fitantanana Torohay
Efa ato anaty tatitra izao ny fikarohana Advox momba ny fitantanana torohay ho fitaovana tsirefesimandidy nomerika. Vakio ny sombin-dahatsoratra ary trohy ny pdf feno.
‘Antsoy amin'ny anarany ry zareo': Tantaran'ireo Rosiana mpanohitra ady, nogadraina noho ny resaka pôlitika
Tamin'ny Martsa 2022, nandany ny fanitsiana ny Fehezan-dalàna Rosiana momba ny Heloka Bevava ny Parlemantera, manome alalana ny sazy fampidirana am-ponja ho an'ny fanoherana ady. Ankehitriny, misy miatrika sazy hatramin'ny 10 taona ny olona sasany.
Tatitra Unfreedom Monitor: Maraoka
Efa vita tatitra ny tsongam-pikarohana avy amin’ny Advox momba ny tsirefesimandidy nomerika any Maraoka izao. Vakio ny sombin-dahatsoratra ary trohy ny endrika pdf feno.
Niverina anjotra ny fampitam-baovao tsy miankina voatondro ho komonista nosakanana tao Filipina
Tafaverina anjotra ny tranonkalam-baovao Bulatlat noho ny fanosehan'ny fitsarana
Tatitra Unfreedom Monitor: Egypta
Efa ato anaty tatitra izao ny fikarohana Advox momba ny tsirefesimandidy nomerika any Egypta. Vakio ny sombin-dahatsoratra ary trohy ny pdf feno.