Belarosia: nanapaka hevitra ireo manampahefana fa hofoanana ny toeram-pialofan'ireo niharan'ny herisetra an-tokantranoTolotra iray tena nilain'ireo vehvavy ao Belarosia ny RadislavaMpanoratra Transitions OnlineNandika avylavitra23 Septambra 2021
Rosia: Voasakana ilay tranonkala malaza noho ny fitarainan'ny mpiasaTaona 2020 fotsiny, nahazo jeripejy miisa 4,5 tapitrisa an-tserasera ny Antijob Mpanoratra openDemocracy RussiaNandika Liva Andriamanantena22 Septambra 2021
Nitsahatra tsy niasa ny tranokalam-baovao The Online Citizen ao Singapaoro rehefa naaton'ny fanjakana ny fahazoan-dalanyNisy ny fanadihadiana ara-pitsarana napetraka momba ny didy fampiatoanaMpanoratra Mong PalatinoNandika Harentsoa Tsiky Rakotoson20 Septambra 2021
Any Torkia, mpitarika fivavahana manatevin-daharana ny antso hisian'ny sivana amin'ny tambajotra sosialyEfa nanenjehana mpitsikera ny soatoavina Islamika ny fehezan-dalàna famaizana Tiorka Mpanoratra Arzu GeybullayevaNandika Salohy Randriafanomezantsoa19 Septambra 2021
Milaza tsy hiasa ao Rosia intsony ny vondrona famoahan-gazety fanadihadiana OCCRPVoatondro ho "kasinga vahiny" ireo mpiara-miombon'antoka amin'i OCCRP ao RosiaMpanoratra Tanya LokotNandika Andriamifidisoa Zo17 Septambra 2021
Tranokalam-baovao ao Kazakhstan voarahona rehefa namoaka tantaram-panararaotana zaza tsy ampy taonaNisy niantso sy nanery ilay mpanaogazety hanala ilay tantara mampalahelo Mpanoratra Paolo SorbelloNandika Liva Andriamanantena16 Septambra 2021
#KeepItOn: Ny fiantraikan'ny fandraràna ny Twitter ho an'ny tanora Nizeriana“I had anxiety attack the day the news was announced.”"Tena nanahy mafy aho tamin'ny andro nanambarana ny vaovao,"Mpanoratra Victoria AuduNandika Liva Andriamanantena09 Septambra 2021
Bilaogera voaheloka higadra noho ny fanamarihana ny politikan'ny teny ao Kazakhstan ho “tsy tia Rosiana”Saro-dazaina ny tantaran'i Kazakhstan sy ny fiteny-foko RosianaMpanoratra Tanya LokotNandika Liva Andriamanantena07 Septambra 2021
Nahazo sazy 18 taona an-tranomaizina ilay mpisera Facebook noho ny famazivaziana ny praiminisitra ao KambodzaNolazain'ny mpandala ny zon'olombelona fa hanafoana ny fahalalaham-pitenenana ny fiampanganaMpanoratra Mong PalatinoNandika Harentsoa Tsiky Rakotoson03 Septambra 2021