Ghana : Miblaogy ny lalao famaranana fiadiana ho tompon-dakan'i Afrika 2008

Ghana 2008 dia blaogy mifantoka amin'ny fitanterana ny lalao famaranana fiadiana ho tompon-dakan'i Afrika 2008 taranja baolina kitra :

I welcome you all to Ghana 2008 – the 26th African cup of Nations. Today, 20th of January, 2008(today) the city of Accra in Ghana came alive with the opening ceremony in preparedness for the opening game between Ghana and Guinea.

“Faly mandray anareo rehetra eto amin'ny Ghana 2008 – izay andiany faha-26 fiadiana ny firenena izay ho tompon-dakan'i Afrika taranja baolina kitra. Anio 20 Janoary 2008 dia niaina ny fanokafana ny tao Accra, izay nanarahin'ny fikatrohana fanokafana nifanaovan'i Ghana sy i Guinée.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.