Cup of African Nations, Nanomboka androany (alahady io)Presidà sy ny Praiministra izay mety handrava indray ny filaminana mihozohozon'ny firenena”.
Tohano ny asa fanaovan-gazety tsy mitady tombontsoa manokana sy ireo fomba fijery avy amin’ny lafivalon’izao tontolo izao.
ManomezaJorge Rosmaninho [pt] no mitantara fa mameno ny araben'i Conkary ao Ginea ny fihetsiketsehana feno firavoravoana noho ny fahatongavan'ny Cup of African Nations, Nanomboka androany (alahady io). Football (baolina fandaka) ihany aloha no fantatry ny rehetra anio. “Tao ho ao moa izay dia ity baolina ity no mampanadino ny fifamaliana misy ao amin'ny Presidà sy ny Praiministra izay mety handrava indray ny filaminana mihozohozon'ny firenena”.
Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.
Global Voices dia zakain'ny ezak'ireo mpandray anjara manolo-tena, orina mpanasoa, mpanome sy ireo serivisy mifandraika amin'ny iraka. Raha hijery torohay bebe kokoa miangavy mba vakio ny
Ankasitrahana manokana ireo
Miangavy ny hizakàna ny asanay goavana
Manomeza »