Tantara mikasika ny Saripika tamin'ny Septambra, 2016
Vaovao Tsy Tsara Ho An'ny Mahantra Ao Hong Kong Ny ‘Trano Sahaza Ny Moka’
"Mino aho fa tsy olana ara-pahantrana ihany izao, fa olana ara-tsosialy goavana ihany koa.."
Fampirantiana Sary ‘Tsy Mahalala Menatra’ Ao Moskoa Nifarana Nialoha Ny Fotoana Noho Ny Fanerena Avy Amin'ny Mpikatroka Mpandala Ny Mahazatra

Nanery ny Foiben'ny Fakantsary Lumiere Mirahalahy avy ao Moskoa mba hanakatona ny fampiratiana ny sarin'i Jock Sturges ireo mpikatroka mpandala ny mahazatra, nilaza fa nandika ny lalàna miady amin'ny sary mamoafadin'ny ankizy ao Rosia ny asany.
Manoatra Lavitra Noho Ny Lemaka Maitso Any an-Tendrombohitra Ireo ‘Jailoos’ Ao Kyrgyzystan
Tonga soa eto amin'ny toerana iray mahagaga izay andanian'ny vahoaka marobe ao amin'ny firenena iray ao Azia Afovoany ny fahavaratr'izy ireo.
Ny Tanànan'i Mariupol, Tsipika Menan'i Okraina Tsy Azo Ihoarana

Ity no ady mampiharihary manokana ny fifanandrinam-baovao sy ny herisetra ara-batana, ary mampanjavozavo ny fahavitrihan'ny fampielezam-baovao diso sy ny propagandy, mitsipaka ny tsy isalasalana fa herisetra, ary mitady izay hampifanaritaka na ireo vondron-kery mifanandrina na ireo vahoaka kinendry....
Ny Taratasy Farany Ho An'izao Tontolo Izao Nosoratan'ny Siriana Iray Mpakasary
Mpakasary avy ao Aleppo i Shamel Al-Ahmad, izay nisafidy ny hijanona mba hitantara amin'izao tontolo izao ny momba ny tanànany. Ity no taratasiny farany.
Nanangana Fisotroana Kafe Sy Fisakafoana Ho An'ny Tanora Tsy Manan-kialofana Ilay Ankizy Mpirenireny Teny An-dalamben'ny Mumbai Teo Aloha
"Telo taona no nivarotako boky hanangonana vola hanorenana ny fisotroana kafe. Misokatra foana ho an'ny ankizy eny an-dalambe izahay ary tsy mandà ny fidirany ao amin'ny fisotroana kafe..."
Ny Fetiben'ny Fahavaratra Mahatalanjona Indrindra Ao Japana
Ahitana fandihizana, amponga ary sary mitsingevana goavambe ny iray amin'ireo fetiben'ny fahavaratra mahatalanjona indrindra ao Japana ka tsy aritra ny tsy haka izany ao amin'ny instagram.