Tantara mikasika ny Saripika tamin'ny Jolay, 2010
Iran: Fampielezan-kevitra hamotsorana an'ilay mpitoraka blaogy an-tsary Hamed Saber

Mihoatran'ny 70 ireo mpianatry ny anjerimanontolo Iraniana sy ireo mpianatry ny ambaratonga ambony no mitaky [fa] ny famotsorana an'i Hamed Saber, mpitoraka blaogy an-tsary Iraniana sy mpikirakira solosaina voasambotra noho ny antony tsy fantatra ny 21 Jona 2010 tany Tehran