Tantara mikasika ny Saripika tamin'ny Jona, 2008
Palestina : Maka bahana … mitifitra [sary] … dia nahamarika
Nampitombo isa ny fandresena norombahan'ny ady hoan'ny rariny ara-sosialy [social justice] i Muna Nawajaa. Nampiasa itony fakana lahatsary [camera] izay fanomezan'ny fikambanana B'Tselem's Shooting Back project azy, i Nawajaa izay Ramatoa...
Angôla : Tatitra an-tsary
JotaCê Carranca no manapariaka ao amin'ny Pensar e Falar Angola [Misaintsaina sy miresaka mikasika an'i Angôla] tatitra an-tsary izay ahitana fiara vita amin'ny hazo [karazana varamba] tany Bocoio sy sekoly...
Hôngria : Ireo Blaogin-tsary
Ary satria efa herinandro sisa tsy ihavian'ny Global Voices Citizen Media Summit izay hotanterahina any Bodàpestà, rehefa avy nampahalala anareo bebe kokoa momba ireo blaogy mivoy mikasika ireo sakafo Hôngroa...
Sina : Topi-maso amin'ny sary sikotra eny amin'ny zaridaina Olympika
Asehon'i Safin an-tsary ao amin'ny FunEnclave ireo sary sikotra eny an-jaritaina ao Sina, tafiditra ao amin'ny fanomanana ny lalao Olympika atao any Beijing. Hoy ny mpamaky iray, patch01 : Mety...
Cedric Kalonji : Kongo (RDK) an-tsary
I Cedric Kalonji dia mpilaza vaovao ao amin'ny Radio Okapi, ary mpanoratra ny blaogy mety malaza indrindra avy ao Kongo. Fa ankoatra ny asany ao amin'ny radio sy ny fitorahana...
Mayotte miloko manga
Kaay à Mayotte [Kaay any Mayotte] no mizara ao amin'ny Mayotte, l'île au lagon no mizara andian-tsary mampiseho an'i Mayotte miloko manga.