Tantara mikasika ny Saripika tamin'ny Oktobra, 2013
Manerana Izao Tontolo Izao Izahay! Sary Avy Any Amin'ireo Nahazo Famatsiam-bola Bitiky ny RV

Nirakitra ny tetikasan'izy ireo araka ny fivoarany ireo nahazo ny famatsia-bola bitiky ny Rising Voices eran-tany . Nisafidy sary vitsivitsy avy amin'ireo fijerena sary flickr, pejy Facebook ary vohikalan'izy ireo izahay, entinay mizara ny asa nataon'izy ireo nandritra ireo volana vitsy lasa.
SARY: Fiainana Anatin'i Myanmar
Namoaka sary misy ny fiainan'i Myanmar nanomboka ny taona 1987 hatramin'ny tantaran'ny tetezamita vao haingana ilay mpaka sary Geoffrey Hiller