Tantara mikasika ny Saripika tamin'ny Novambra, 2007
Kôngô (RDK) : Resadresaka niaraka tamin’i Cédric Kalonji nahazo ny lokan’ny bolongana miteny frantsay tsara indrindra
Bolongana (blaogy) vitsy mpamaky lasa tsy zoviana avy eo. Ny fahazoana loka ho an’ny famahanam-bolongana no manampy be dia be ho amin’izany na farafaharatsiny mampizotra ho amin’izany laza izany. Nanaraka akaiky...
Iran : Ny Miaramila Amerikana sy ny ankizy
Ny blaogy Razeno any Iran dia mametraka sary maromaro izay ahitana miaramila Amerikana mikarakara ankizy any Irak. Araky ny ambaran'ity mpiblaogy ity dia tsy mba fahita amin'ny fampahalalam-baovao Iraniana na oviana...
Bahrain manary ny mahaizy azy
Maromaro ny hevitra nibosaka tamin’ity herinandro ity teto Bahrain avy tamin’ny fandalovan’Atoa Mahmoud Ahmadinejad, ny olana amin’ny fananana namana vehivavy, ny olana rehefa sarangotin’ny hovadiana sy ny fianakaviany, ary ny...
Iran : Sarin-javaboahary amin'ny andro fararano
Sangany amin'ireo blaogin-tsary Iraniana i Kosoof, nametraka sary ahitana ny zava-boahary amin'ny andro fararano any Iran izy. Hamid Tehrani
Albanie: Fanasandamban i Tirana
Izay mahita mety ho tsipaky ny hehy, ny hafa kosa karazan'ny rikoriko ihany: Mba mieritreritra ny handravaka amin'ny fomba miavaka ny tranony izay tsy maintsy ihafiana onenany ny olona ao aminy...