Tantara mikasika ny Saripika tamin'ny Novambra, 2015
Ara-drariny Ve Ny Fanomezan-doka Sarina Lehilahy Haitiana Mpifindramonina Mandro Nalaina Sary Tao Brezila?
" Ny tanjon'ny fampahalalam-baovao ao anatin'izany krizy izany dia ny hanery ny fanjakana mba handray fepetra, fa tsy hanohintohina ireo izay mila fanampiana indrindra.."
Takaro Ny Fizakàmanana Ao Amin'ny Tontolo Arabo
Tsy tokony hanitatra ny halavan'ny fepotoanan'ny zon'ny mpamorona ireo firenena Arabo nefa tsy handinika akory izay ho fiantraikany mety hisy amin'ny fahafahan'ny fiarahamonina miditra amin'ny fahalalàna sy ny kolontsaina
Miaraha Amin'ny Global Voices Ao Amin'ny Instagram Hitsambikimbikinantsika Manerana Izao Tontolo Izao
Isak'herinandro dia hampahafantarina mpikambana tokana ato amin'ny fiarahamonina Global Voices amin'ny alalan'ny kaonty Instagramanay ianao.
Tao Amin'ny TV Frantsay, Tsy Nomen'ny Filohan'i Iràna Lanja Firy Ny Fanoherana Ny Hijab Ataon'ireo Vehivavy Ao Amin'ny Facebook
"...vokatra ampahany avy amin'ireo zavatra nosoratanareo ihany ny famoronana ilay lalàna izay nahatonga ny hijab ho zavatra tsy maintsy itafiana ao Iràna. Ianareo no tomponandraikitra ary amin'izao fotoana izay maha-mpitondra anareo izao, tsy maintsy tomponandraikitra ianareo."
Artista Rosiana Mpanao Fampisehoana, Notànana Noho Ny Nandrehetany Ny Foiben'ny Sampana Fiarovana Federaly
Pavlensky, fantatra amin'ny kanto manaitra ary indraindray kanto vita tsara fa manafintohina, nilaza fa hetsika iray entina mampiseho ny "fomba feno fandrahonana tsy miato" ataon'ny FSB amin'ireo olon-tsotra, ny fandoroana ireo varavarana.