Tantara mikasika ny Saripika tamin'ny Mey, 2019
Belarosia Hafa
litota mpampiasa LJ , any Minsk izy amin'izao fotoana izao, dia nitsidika an'i Vileika tanàna nahaterahany tamin'ny andro fialantsasatra lasa teo ary nandefa ny sarin'ireo ora telo nitsangatsanganana izay nataony nandritra ny naha tany azy (Bel)
Ahoana ny fitsidihana fiaran-dalamby ao Shina mba tsy ho voampanga ho manao fitsikilovana
Raha hitsidika hijery fiaran-dalamby ao Shina ianao dia mila mitandrina, raha tsy izany ho voampanga ho mitsikilo indostria, araka ny filazan'ilay mpitsidika fiaran-dalamby malaza sady mpisera YouTube, RailKingJP.
Goatemala: Tsy mampitombina ny sasany ireo sary mahery vaika ahitana ireo namoy ny ainy tamin'ny ady
Tao Goatemala, mpaka sary maromaro no nandray anjara tamin'ny fandraketana sy fanehoana ireo sary avy amin'ny ady mitam-piadiana izay nitranga nandritra ny 36 taona.
Nalaza haingana dia haingana ny lahatsarim-pampiroboroboana Leica ahitana ny fandripahana kianja Tiananmen tao amin'ny media sosialy shinoa, ary nanjavona avy eo
Voarara tsy afa-nanoratra ny voambolana "Leica" tamin'ny teny anglisy sy "徕卡" tamin'ny teny shinoa nandritra ny andro maromaro tao amin'ny Weibo ny mpiserasera.
Syria: Mandefa ireo fanampiana any Gaza ny Vokovoko Mena (Volantsinana Mena)
Nitatitra momba ny ezaky ny vokovoko mena Syriana Arabo amin'ny fandefasana fanampiana any Gaza ny Syria News Wire androany. Nahomby tamin'ny fandefasana kamiao 11 ahitana fanafody sy sakafo milanja 230 taonina any Gaza ity vondrona mpanao asa soa ity, izay mpikambana ao amin'ny Komity Iraisam-pirenen'ny Vokovoko Mena.