Tantara mikasika ny Saripika tamin'ny Avrily, 2016
Ny Lamaody Zeorziana: Ny Zavatra Goavana Manaraka Ve ?
Fantatr'ireo mpamokatra lamaody fotsiny tamin'ny hoe Avtandil, tsy niala ny tanindrazany mihitsy i Tskvitinidze, 42 taona, ary tsy mbola manana faniriana hanao izany. “Efa tototra i Eoropa sy Etazonia,”
Bolongan-drahona Toy Ny Balonina Mahagaga Manemitra Ny Lanitr'i Kathmandou
"Tontolon-drahona tsy mampino tena nanintona ahy tahaka ny aingam-panahin'ny mpanakanto saro-takarina. Mbola tsy fahitako teo amin'ny fiainako."
Sary Avy Amin'ny Media Sosialy Mampiseho ny Loza Vokatry Ny Horohorontany Matanjaka tao Kumamoto, Japana
"Niaina tanatin'ny alina sarotra izahay satria nitohy ny horohorontany tao amin'ny tànanan'i Kumamoto."
Lahatsary Hafainganina Ahitàna Rahona Toa Ranomasina Mitety An'i Hong Kong
"Trano mijoalajoala manaka-danintra no mamefy ilay tanàna, izay toa alan-tsimenitra... Nefa raha manokana fotoana ianareo hamantarana ilay tanàna, dia tena faran'izay akaiky kely ny hakanto natoralin'ny tontolony."
Posiposy Maroloko Anoherana ny Herisetra Mihatra Amin'ny Vehivavy Ao Bangladesh
"Manantena izahay fa hitety toerana maro ny teny, ary hahita ny làlany ho any anatin'ny fihevitry ny olona, ary mitarika antsika ho any amin'ny ampitso tsaratsara kokoa."
#IamSyrian, Hetsika Mahatonga Ny Syriana Tsirairay Ho Afa-Mirehareha
Naka ny lanonana fizazana Oscar i Moustafa Jacob, mpanakanto Syriana, mba hanombohana ny fanentanana #IamSyrian. Tsy nampoiziny hahazo firaisankina iraisampirenena miaraka amin'ny Syriana ny hetsika nataony.
Resadresaka Tamin'i Hugues Lawson-Body, Mpakasarin'ireo Olo-malaza, Ireo Tanora “franciliens” Ary Mpamokatra Ny Andian-tantara Barbershop
Resaka nifanaovana tamin'ny mpanakanto maoderna iray sady miaina kolontsaina marolafy
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...