Tantara mikasika ny Saripika tamin'ny Novambra, 2012
Homs: Tantaran'ny Tanàna Syriana Revolisionera Rava
Anisan'ny tanàna Syriana maro hita amin'ny lohatenim-baovao ankehitriny i Homs, izay tanàna niorina tamin'ny 2300 talohan'i Kristy. Azo tarafina amin'ny alalan'ny fahapotehan'ny fanorenana sy maritrano manan-tantara, ireo mpialokaloka an'hetsiny ary...
Revon'ny ‘Daidougei'n'i Japana – Zava-kanto An-Dàlambe
Voasodokan'ny “Daidougei”, karazana fampisehoana an-dàlambe, nandany taona maro naka sary ny bikan'ilay Kanto ny olon-tsotra iray mpaka sary. Izao no lohatenin'ny bilaoginy “ Tsy nitifitra afa-tsy ny sarin'ny Daidougei aho, izaho aza tsy mahalala hoe nahoana.” Andao hijery ity sangan'asa ity isika.
Sarina Tanàna Haolo Jiosy Yemenita
Bilaogera Yemenita Rooj Alwazir (@Rooj129) nizara sary mahavariana nandritra ny fivahiniany tao amin'ny tanàna haolo Jiosy, Beit Baws, izay miorina ambonin'ny tendrombohitra vatolampy, 15 minitra miala ao Sanaa. Tamin'ny diaporama, Alwazir nampiseho...