· Septambra, 2014

Tantara mikasika ny Saripika tamin'ny Septambra, 2014

Sary Maromaro Mampiseho Ny Fiainana Ankoatra Ny Ady Sy Ny Voina Ao Palestina

Natsangana ny Olombelon'i Palestina hitarafana ireo nofinofin'ny Palestiniana sy ny andavanandron'izy ireo. Saingy hatramin'ny nisian'ny fanafihana, dia kendren'ny pejy ny hanarina ny maha-olombelona izay matetika voahosihosy, ka mametraka ny Palestiana ho isam-paty, anarana azo adinoina ary vatana may sy norasarasaina, fa tsy olona manana ny tiana, tantara, nofinofy ary faniriana