Tantara mikasika ny Saripika tamin'ny Jolay, 2008
Letonia: Bolongatsarin'i Arnis Balcus
Nanomboka namoaka Bolongatsary Letoniana (Latvia photoblog) i Arnis Balcus : “Te-hampiranty izay hitako aho satria matetika heverina ho azo alaina maimaipoana ny zava-mahaliana ahy ary tsy mba tsikaritra loatra ihany...
Iran: Tsy mandainga ny sary
Nasongadin'i Kamnagir, mpamaham-bolongana Iraniana, fa sary nalaina nandritra ny fanandramana tahaka ity 2 taona lasa izay ny sary navoaka lazaina ho fanandramana fandefasana balafomanga notontosaina vao teo iny. Raha te-hamaky...
Shina : Finday ahafahana miblaogy omena maimaim-poana
Mety iharan'ny fandraràna ny fanaovana tatitra ara-blaogin-dahatsary [Vlogging] manodidina ny lalao Ôlaimpika (araky ny fiheveran-dry zareo), ary manantena ry zareo fa tsy hahakasika ny tolotry fringsters izany izay vao nametraka tolotra vaovao...
Shina : Raràna ny fanaovana tatitra ara-blaogin-dahatsarin'ny manodidina ny lalao Ôlaimpika
ProState in Flames izay mpitatitra an-gazety sy mpiblaogy no mitatitra mikasika ny fanambarana nataon'i Xu Chao, izay tale jeneralin'ny sampan-draharaha misahana ny zon'ny mpamorona [copyright] izay nanambara fa raràna ny...