Tantara mikasika ny Saripika tamin'ny Novambra, 2017
Carabaos Sy Ny Tanimbary: Topimaso Amin'ny Fiainana Any Ambanivohitr'i Filipina
Amin'ireo sary izay ifampizaràny amin'ny Global voices, tsy ireo sehatra mampiavaka manokana ao amin'ny tanàna iray mpamboly ihany akory no nopihany ho sary, fa angamba koa, mety tsy ho tsy fanahy niniany, ny endriky ny fambolena ao Filipina.
Fiaraha-misalahy: Sary Maneho Ny Fanarenana An'i Meksika Taorian'ny Fandravaravan'ireo Horohorontany Roa
Namakivaky ireo faritra tena voa mafy tao amin'ny Tanànan'i Meksika ireo mpirotsaka an-tsitrapo mba hanala ireo korontana sy hampitombo ny herintsain'ny vahoaka.
SARIPIKA: 5 Novambra, Lasa Renivohitry Ny Tsy Fanajana Ao Grande-Bretagne I Lewes
Ny "Alin'i Guy Fawkes" mankalaza isan-taona, ao anaty afo sy firavoravoana, ny fikasàna iray hanafika.
Venezoela: Mampiseho Ny Fiainany Amin'ny Alalan'ny Sary Ny Ankizy
Fiaraha-miasan'ny sekoly ao Venezoela izay mikendry ny hampianatra ny fomba fakana sary sy ny teknolojia ary ny fahaizana ny fampitam-baovao amin'ny ankizy any amin'ny tanànakely samihafa na any amin'ny faritra an-tanàndehibe ny Ancla2 [es] .
‘Fetiben'ny Hazavana’ Tao Taunggyi Ao Myanmar, Ankalazaina Amin'ny Fandefasana Balaonina Misy labozia Mirehitra
Topazo maso ireo sarin'ilay fombandrazana malaza -- ary indraindray mampidi-doza.