Tantara mikasika ny Saripika tamin'ny Avrily, 2012
Koety: Mandrehitra Ny Labozian'ny Fahafahana Ny Bedoon
Ho fanoherana ireo politika fanavakavahan'ny fanjakana sy ireo fisamborana mitanila, nanapa-kevitra ny handrehitra labozia any an-tranony avy sy hamoaka ny sarin'izany ao amin'ny Twitter ny vondrom-piarahamonina tsy voasoratra ho isan'ny olom-pirenena any Koety (Bedoon).