Tantara mikasika ny Saripika tamin'ny Jona, 2016
Miboridana Sady Miasa Ireo Belarosiana ( Baikon'ny Filoha)
Nanala ireo akanjony tao amin'ny toeram-piasana ireo mpisera aterineto Belarosiana, rehefa lasa nalaza ny lahatsary misy ny kabarin'i Filoha Lukashenka
Fampiratiana Sary Iombonana Eo Amin'ny Gresy sy Tiorkia Mampifanakaiky Azy Ireo Kokoa
Mino izy ireo fa ny filaminana sy ny finamanana no fomba tsara indrindra handresena ny olana ary ny kanto indrindra ny sary no fitaovana mampifanakaiky kokoa ny olona.
Trano Fahiny Asehon'ny Bilaogin-tsary ‘Bits of Tokyo’
'Bits of Tokyo' bilaogin-tsary ao amin'ny Twitter mampiseho ny antsipirian'ny fiainana tavela taorian'ny ady tao Japana.
Fahanginana Tsy Ampoizina Amin'ny Manodidina Ny Tanandehibe Ao Japana An-Tsary
Japan tsy hoe Mount [Tendrombohitra] Fuji, endritany feno jiro mipendrapendrana sy fiarandalamby mandeha toy ny bala ihany. Misy blaogin-tsary iray Tumblr mandahatra lahatahirin'ireo toeram-ponenana mangina ao amin'ny firenena.
Hanaovana Topimaso Mahafinaritra An'i Nepal-n'ny Taonjato Faha 20, Jereo Ny ‘Nepal in Pix’ (Nepal An-tsary) Ao Amin'ny Twitter
Fanadinan'ireo mpianatra ny taona 1970, rongony ara-dalàna ny taona 1960, ary fihazàn'ny mpanjaka ary ireo mpitondra nisy teo amin'ny manodidina ny taonjato faha 20, samy miseho ao amin'ireo sarin'ny Nepal in Pix daholo.
Nanjavona ilay Keniàna Blaogera Sady Mpaka Sary
Talohan'ny nanjavonany, nanoratra tao amin'ny pejy Facebook-ny izy mikasika ny fomba naharava ny asany sy ny antom-pivelomany noho ny fisamborana azy sy ny fametahana marika taminy ho 'ahiahiana amin'ny asa fampihorohoroana'