Tantara mikasika ny Saripika tamin'ny Desambra, 2009
Iran: Rehefa ihoaran'ny hatezerana ny tahotra
Niely nanerana an'i Teheran sy ireo tanandehibe ny mpanohitra Iraniana nihaika ny fitondrana Iraniana ny alahady teo, raha maro ny tangoron'olona hankalaza ny Ashura, fetim-pivavahana lehibe iray.