· Janoary, 2010

Tantara mikasika ny Saripika tamin'ny Janoary, 2010

Haiti: Olo-malaza Haitiana nambara fa maty

  26 Janoary 2010

Mbola sarotra dia sarotra ny fifandraisana anatiny sy ivelan'i Haiti ary maro amin'ny olona no mbola tsy afaka nahazo vaovao - raha misy - momba ireo tapaka sy namana, tonga ireo vaovao, mahaliana ihany, avy amin'ireo mpitoraka blaogy ivelan'i Haiti, momba ireo olo-malaza tsy hita na efa voalaza fa maty.