Tantara mikasika ny Saripika tamin'ny Avrily, 2018
Sary avy any Maorisy: mariazy sambatra
(Tamin'ny 10 May 2006 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy) Annoella sy Sebastien tamin'ny andro mariazin'izy ireo. Avy amin'i Sebastien Merion Tany Nouvelle-Calédonie i Annoella sy Sebastien no nihaona. Avy...
Ireo Blaogera Ao Amin'ny India Virtoaly
Toerana iray samihafa ny India virtoaly, raha oharina amin'ny India tena izy. Mandingana ireo sakana jeografika sy fizika ireo blaogera ary mivondrona, ka ny fanakanana ny blaogy tamin'ity herinandro ity dia nanasongadina an'ity India virtoaly ity, ary dia hafa tokoa anie izany eeee...
Kazakhstan: Ny zavakanto maoderina
Mpanakanto Amerikanina izay nandalo vonjimaika tany Almaty, Kazakhstan i Daniel Gulegos ary mamahana bilaogy ao amin'ny Travelpod izy. Raha tao Kazakhstan i Daniel dia namantatra ny zavakanto maoderina Kazakh, ary nihaona sy niara-niasa tamin'ireo mpanakanto tao an-toerana.
Miteraka Fandraràna ny 3G Ao Kambodza Ny Fahatahorana Sary Vetaveta
Nitarika ny fangatahan'ireo vadinà tomponandraiki-panjakana hanao fanangonan-tsonia hanakanana ny teknolojia vaovao 3G ny tahotra ny fiparitahan'ny sary vetaveta manerana ny finday azo hijerena lahatsary.
Sarin'ny Tafika Japoney Tanatin'ireo Hady Fiafenana Nandritra ny Ady Rosiana-Japoney tamin'ny 1904-1905
Manome topimaso mahavariana ny ady ireo stereôgrama miloko, ady izay niteraka ireo hetsika tamin'ny taonjato faha-20 tamin'ny fomba maro.
Niteraka Fahatezerana Ny Akanjo “Hitler” Nifaninanan'ilay Ankizy Tao Makedonia
Gaga ny rehetra noho ilay ankizy nampiakanjoana mampalahelo toa an'i Hitler. Izay fantatsika rehetra fa mpanavakava-bolonkoditra sy Nazi. Na ireo niantsoantso hoe "Fahafatesana ho an'ny Albaney" [amin'ny fampiasana fanevatevana ara-poko] sy ny "ho an'ny Makedonia madio" eny an-dalambe, izay tena mikasika an'i Hitler avokoa.