Tantara mikasika ny Saripika tamin'ny Jona, 2010
Maraoka: Ny fanandràmana ny henné
Efa an'arivontaona maro no nisy n y henné. Mba nanandrana izany voalohany indrindra tany Maraoka i Emily, mpirotsaka antsitrapo avy amin'ny Peace Corps vao tsy ela akory izay. Entin'i Jillian C York amintsika ny tontolo andron'i Emily.
Argentina: Fankalazana ny faha-roanjato taona amin'ny aterineto
Nankalaza ny faha-200 taonan'ny fiandohan'ny fanasarahana azy tamin'i Espana i Argentina, nanomboka ny May 25, 1810. Tamin'io fotoana io, komity iray tao an-toerana no nanapa-kevitra ny hanongana ny mpanjaka lefitra...