Tantara mikasika ny Saripika tamin'ny Mey, 2018
Famehezana ny Tontolon'ny Blaogy Poloney
"Fandresena kely, sy tsy maharitra ho an'ireo 'mpikatroka amin'ny 'click'' anefa raha araka ny Poland IP, izany no porofo toy ny fomba ara-drariny hanehoana hevitra sy hikarakarana ny fanoheran'ny vahoaka no fahitàn'ny vondrona mpitsikera ao Polonina ny aterineto."
Azia Atsimo: Politika, Hasambarana, Finoana Ary Vorona
Hitantsika amin'ity lahatsoratra manaraka ity ireo vaovao farany indrindra avy amin'ireo blaogy isankarazany mikasika ireo firenena Aziatika Tatsimo.
Horakoraky Ny Blaogy Bangladesh -12
Maro ireo blaogy nihorakoraka mikasika ny zava-misy ao Bangladesh.
Rehefa avy ny orana ao Santiago-n'i Shily
Tondraky ny rano ny antsasaky ny renivohitra Santiago raha vao avy ny orana .
Angola Sarin'ny Karnavaly 2006
(Marihina fa tamin'ny 5 May 2006 no nivoaka ny lahatsoratra teny Anglisy) Sary avy ao amin'ny “Tonspi” – José Silva Pinto
Miraondraona ny bilaogy any Azia Atsimo
Vaovaon'ny bilaogy avy any Azia Atsimo.