Tantara mikasika ny Saripika tamin'ny Desambra, 2016
Mitohy Ny Fanao Makedoniana: Manentana Ny Ady Amin'ny VIH/SIDA Ny Fanisanandron'ny Twitter Miboridana
Te ho alaina sary miboridana hanaovana asa fanasoavana ve ianao? Manao izany isan-taona ireo mpisera Twitter Makedoniana ary manentana momba ny ady amin'ny VIH/SIDA ny andiany 2016.