Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Septambra, 2013

Tantara mikasika ny Saripika tamin'ny Septambra, 2013

Moske Tsetsenina Ve No Tena Mari-Pamantaran'i Rosia?

Fihodinana faharoa amin'ny fifidianana toerana fivahinianana tsy dia malaza miisa 10 any Rosia (ka asiana dika mitovy ao amin'ny zaridainan'i Moskoa) nivadika gidragidra ny sabotsy, 31 Aogositra 2013, rehefa notorahan'ny vahoaka ao Grozny atody ny trano fiasana momba ny fifandraisan-davitra.

Sary Nanakorotana Tao Trinite

Polisy namono zatovolahy avy amin'ny faritra sahirana, ny media nanampy fanarabiana raha namoaka sary mampiseho olon-dehibe zoky olona nanao fihetsika tsy mahazatra.

SARY: Ampikarohana Tontolo Azo Antoka Ho An'ny Zanak'i India

Andian-tsary mampahatsiahy antsika fa manan-jò hiaina amin'ny tontolo voaaro ny ankizy tsirairay avy.