Tantara mikasika ny Saripika tamin'ny Avrily, 2011
Rosia: Saripikan'i Moskoa, nanodidina ny taona 1931

Mpisera LJ nikolas11 no mizara [ru] sary vitsy mpanana ahitana an'i Moskoa nanodidina ny taona 1931 nopihan'i Branson DeCou, Mpivezivezin'ny taonjato XX sy mpaka sary. Sary nolokoina tanana mamelatra ny renivohitra Rosiana...
India: An-davitrisa ireo Nankalaza Ny Fandresena Azo Tamin'ny Fiadiana Ny Ho Tompondaka Erantany Amin'ny Cricket
Ny Sabotsy 2 Aprily 2011, nanoratra ny tantara ireo "lehilahy mitafy manga" any India tao amin'ny toeram-pilalaovan'i Wankhede ao Mumbai rehefa resin-dry zareo tamina wickets enina i Sri Lanka ary nanandratra avo toy ny fomban'ny mpandresy ny Amboaran'ny Tompondaka Erantany amin'ny Cricket. Mitondra sary ho anareo izahay anehoana ny fihetseham-pon'ny tarika sy ny mpanohana azy ireo.