Tantara mikasika ny Saripika tamin'ny Novambra, 2018
Japana : Ny Fankafizàna Saka
Ao Japana, tsy ny fanalana andro ihany no lohahevitra hany resahana ao anaty aterneto : Ny fitiavana ny biby naman'ny olombelona no resaka isan'ny tena malaza anaty blaogy. Ny saka, indrindra indrindra, dia maka ny laharana voalohany amin'ny filaharan'ny “blaogy momba ny biby”
Masoarabo: Taombaovao miavaka!
Ny Taombaovao no fotoana handinihana ny lasa sy hamolavolana drafitra vaovao ho an'ny ho avy. Inona no lazain'ireo bialogera avy amin'ny tontolo Arabo satria manao veloma farany ny taona 2007 izao tontolo izao ary handray ny taona 2008?
Sary avy any Tahiti: Tsenan'i Papeete
Mamoaka sarin'ny tsenan'i Papeete ilay blaogera sady mpampianatra ao an-toerana, Jean-Marc
Sary avy any Martinika: Fort-de-France
Jery an'i Fort-de-France, renivohitr'i Martinika avy amin'ny VuBlog.
Elefanta mialokaloka
(Marihina fa tamin'ny volana May 2006 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Elefanta Nasalot, any avaratra andrefan'i Kenya In the maps Nasalot seems inconsequential, a mere footnote…..Nasalot is a big empty...
Mpanety any Lomut, Pokot Andrefana, Kenya
(Marihina fa tamin'ny volana Aprily 2006 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Sary avy amin'i Unganisha.org