Tantara mikasika ny Saripika tamin'ny Oktobra, 2012
Filipina: Fanairana “Epal” Zava-Mahamenatra Ataon'ny Mpanao Politika Hita Ao Amin'ny Aterineto
Herintaona latsaka alohan'ny fifidianam-pirenena 2013, namoaka fanentanana tao amin'ny aterineto ny mpiserasera, fanairana manohitra ny fomba fanaon'ny mpanao politika Filipina “mahamenatra” amin'ny fametrahana ny anaran'izy ireo amin'ny tetikasan'ny governemanta izay tohanana na/sy...
Porto Rico: Fomba Hafa Iandrandràna
Namoaka sarim-piaramanidina ao amin'ny kaontiny Instagram efa nihoatra ny enim-bolana izao ilay artista an-dalambe sady mpaka sary Porto Rikana Enrique Arce, izay fantatra amin'ny maha Aslan azy, (@ASLANTWIT) ary ao anatin'ny andiany "#parriba" (fiandrandràna) no hanaovany izany
Madagasikara : Miaro ny Vako-Pirenena Amin'ny Alalan'ny Fandraketana Ny Haino Aman-Jery
Mampiady hevitra matetika ny tantaran'i Madagasikara noho ny antony samihafa: tsy fifanarahan-kevitra tamin'ny fizotran'ny voina manan-tantara, fomba fijery voafetran'ny fitenim-[pirenena] [mg], na ny famotehana ny arsivan-tantara rehefa misy ny krizy politika. Misy fandraisana an-tanana ataona fikambanana iray ho fandraisana anjara amin'ny fandraiketana ho nomerika ny tahirin-kevitra haino aman-jery amin'ny tantaran'i Madagasikara.
Portiogaly: Kolontsai-Panoherana Tabataba Manerantany An-tSary
Maka endrika ara-kolontsaina sy zavakanto ny hetsika Global Noise miaraka amin'ny veli-vilany nanerana ny tanandehibe 14 tany Portiogaly, tamin'ny 13 Oktobra, manaraka ny tigetra hoe "Sokiro ny troika! Ny Fiainanay no ilainay". Ao amin'ity lahatsoratra ity no hamorianay sary sy lahatsary notsongaina tamin'ny fihetsiketsehana.
Frantsa : Olan'ny Fahazoan-dàlana Nanamaloka ny “Black Fashion Week”
Mba hanehoana amin'izao tontolo izao ny hamaroana lafy sy ny dindon'ny asa famoronana avy amin'ny tany afrikana eo amin'ny filatroana amin'izao fotoana, ilay Senegaly vavy mpampiakanjo, Adama Paris, dia niketrika ny "Black Fashion Week" (Herinandron'ny Haingo Mainty) izay natao tao Dakar (Sénégal) nandritra ny 10 taona. Ny andiany voalohany dia natao tany Prague tamin'ny Novambra 2011.
Venezoelà: ‘Endrika sy Feo’-n'ny Andaniny Sy Ankilany Amin'ny Fifidianana
Namoaka rakitsary an-tserasera izay “manome feo ho an'ny andaniny sy ankilany mpanohana an'i [Hugo] Chávez sy i [Henrique Capriles]” ny mpaka sary Portiogey Eduardo Leal.” Ao amin'ny ‘Endrika sy Feon'ny Fifidianana Iray’ no...
Nivadika ho Fanangonam-bola Ny Fanadihadiana Momba ny Guerrilleras Salvadoriana
Niara niasa i Rebecka Bíró (Soeda/Espaina) sy Victoria Montero (Arzantina), samy mpaka sary mba hanangana tetikasa fanadihadiana sy sary momba ny fiainan'ny vehivavy mpiady anaty akata nandritra ny Ady An-trano Salvadoriana (1980-1992). Nampiasa...